antso hivavaka

« Ianao ve mampahalala an'Andriamanitra ny zanakao? | Main | Eskosodosy 23 : 20 »

Romana 6:14b “fa tsy mba ambanin’ny lalàna hianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana.”
2021/04/07,15:53

 

Ny lalàna no farafahakeliny: Io izany no tokony ho vitaina

Ohatra: adidy 5000 ar isam-bolana

Raha lalàna dia tsy maintsy aloanao io

Raha fahasoavana dia tokony mihoatra ny lalàna = satria ny fahasoavana no bebe kokoa

Raha toa ka 4000ar no omenao dia na ny lalàna aza tsy vitanao akory.

Hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype