« Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara | Main | Romana 6:14b “fa tsy mba ambanin’ny lalà na hianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana.†»
Mat 11:27 Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy Zanaka sy izay tian’ ny Zanaka hanehoana Azy.
Misy ny fanekena izay ataon'ny Ray aman-dreny rehefa amin'ny fotoana hanaovana batisa ny zanany.
Azonao toky ve fa mahafantatra an'Andriamanitra ny zanakao? sa na ianao aza misalasala?
Iza io Andriamanitra io ?
Andriamanitra nahary izao tontolo izao, fitiavana, mpamela heloka ka namonjy ny olombelona rehetra, hanome ny fiainana mandrakizay
Mino an'Andriamanitra ary ve ny zanakao ?
« | Martsa 2025 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | ||||||
2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
30 | 31 |