« Ny fampianaran'i Jesoa Kristy | Main
Nature Physique = nofo
Ny rivotra no mahavelona ny olona // Ny sakafo sy rano no mampitombo
mampiaina na manome aina sy mikolokolo ny aina
>> rehefa tsy misakafo sy misotro rano dia reraka ary mety ho faty ny aina
Nature Spirituelle = fanahy
Ny finoana no mahavelona ny // Ny soratra masina sy vavaka no mampitombo
fanahy ao @ Jesoa Kristy sy mikolokolo ny finoana
>> rehefa tsy ampy vavaka sy mamaky ary mihaino tenin’Andriamanitra dia reraka ny fanahy, kely ny finoana ary mety ho maty ~ tsy manam-pinoana mihitsy.
« | Septambra 2025 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
28 | 29 | 30 |