« Ianao ve manoro fahalalam-pomba ny zanakao? | Main | Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara »
Ny zanaka tiana no anarina.
Matetika ny fandre dia :
Tsy ilaiko ianao...
Ataovy hitako anie ianao...
Raha mbola zanako koa tsy maintsy manaraka izay lazaiko
Samy hafa amin'ny hoe
Tiako ianao zanako raha manaraka izay teneniko hahasoa anao.
Tsy hanolo-bato mafana anao aho
Raiso ny anatra atolotro anao
Izao no mety atao amin'ny fiainana : Tsara raha... Mety raha... Tohizo... Saino...
Ny ana-draiamandreny toy ny tsipak'ombalahy, raha tsy mahavoa mahafanina, raha mahavoa mahafaty
« | Novambra 2024 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |